|
|
|
|

Teny iditra1  mila saina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To seek for advice. [1.2]
Tovy hevitra  5  maka saina
Singan-teny  6  mila, saina

Fivaditsoratra  7  asa milina, mila saina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25